Formulaire 1 : Acte de vente simple sans procuration
Formulaire 1 : Acte de vente simple sans procuration
Izaho :
ANARANA sy FANAMPINY(1) , teraka tamin’ny (andro,volana, taona) tao (Toerana nahaterahana), tompon’ny karapanondro N° , nomena ny (andro, volana, taona tao (toerana nanaovana azy) ( Raha navaozina ) ary navaozina ny (andro,
volana, taona) tao (toerana nanaovazana azy), ▇▇▇▇▇▇ ao (Toera-ponenana : Anarantanana, Lot…..); manambady an’i ANARANA sy FANAMPINY.
- MPIVAROTRA ANDANINY –
ANARANA sy FANAMPINY (2) , teraka tamin’ny (andro,volana, taona) tao (Toerana nahaterahana), tompon’ny karapanondro N° , nomena ny (andro, volana, taona tao (toerana nanaovana azy) ( Raha navaozina ) ary navaozina ny (andro,
volana, taona) tao (toerana nanaovazana azy), ▇▇▇▇▇▇ ao (Toera-ponenana : Anarantanana, Lot )
- MPIVIDY ANKILANY –
D I A M A N A O I Z A O F I F A N A R A H A N A M A N A R A K A I Z A O
Izaho ANARANA sy Fanampiny (1) , taona ary fonenana etsy ambony dia mivarotra varomaty amin-dAtoa Anarana sy Fanampiny (2), izay voalaza anarana, taona ary fonenana etsy ambony ihany koa :
Ny ▇▇▇▇ ▇▇▇▇ hoe (Anarany Tany), titre N° , ao (Toerana misy ilay tany), izay manana habe mirefy …ares …. Centiares, araka
izay ▇▇▇▇ ▇▇▇▇’ny ▇▇▇▇▇-▇▇▇▇ ampiarahina amin’ity fifampivarotana ity.
Ny vidiny nifanarahanay ▇▇▇ ▇▇▇▇▇ dia (Vidiny @Ariary), izay efa tapitra voarain’ny mpivarotra avokoa ka ity fifanekena ity no solon’ny ▇▇▇▇▇ naharaisana izany.
Ny mpivarotra dia milaza fa azy marina io tany io ary tsy mbola nataony anto-bola tamin’ny olona hafa mihitsy, koa raha misy arakaraka any aoriana dia izay hitomboan’ny vidiny no hanefan’ny mpivarotra azy amin’ny mpividy indray.
Ny mpividy dia milaza fa nahita tsara ny tany novidiany ka handray azy amin’ny toetrany ankehitriny ary handoa ny hetrany amin’ny ho avy.
Araka ny andininy faha-366 amin’ny fehezan-▇▇▇▇▇▇ famaizana, ny ▇▇▇ ▇▇▇▇▇ dia milaza fa vidiny marina io voalaza eo ambony io. Natao an-tsitra-po tsy nisy teritery izao fifanekena izao ka iarahanay ▇▇▇ ▇▇▇▇▇ ▇▇▇▇▇ ▇▇▇▇▇ eto ambany.
Antananarivo, faha ……………..
NY MPIVAROTRA | NY MPIVIDY |
ANARANA sy FANAMPINY (1) | ANARANA sy FANAMPINY (2) |