Contract
Araka ny efa voalaza dia mpamily mpitatitra entana (“Chauffeur-livreur”) ao Frantsa io Razanatseheno Hery Manana Alain io ary nanangana orinasa ▇▇▇-▇▇▇▇▇▇ momba izany izy ny taona 2015.
Rehefa nanao fikaroana ▇▇▇ dia izao no ▇▇▇▇ ▇▇▇▇▇▇. Tsy ireny “prestataires” antsoina hanampy rehefa misy delegasiona avy aty Madagasikara izy ity fa ▇▇ ▇▇▇▇ mpamily nanana fifanarahana ( “cha
uffeur contractuel”
) teo anivon’ny masoivohin’i Madagasikara ▇▇ ▇▇▇▇’ny Unesco ao Parisy. Ary ny fanjakana malagasy no mandoa ny karamany. Izay no nahamora ny fampodiana azy taty an-tanindrazana.
▇▇▇▇▇▇ ▇▇▇▇▇▇▇-▇▇-▇▇▇▇▇▇, salon d'honneur. ▇▇▇▇▇▇▇ ▇▇▇▇▇▇▇▇▇▇▇▇▇▇▇▇, " Chef du Protocole" ▇▇▇ ▇▇▇▇'ny Ambasadin'i Madagasikara ao Parisy
Tsy misy hidiran’i Ramatoa ▇▇▇▇▇▇ ▇▇▇▇▇ -mitondra ny Repermad Unesco- mihitsy no nahatonga io Razanatseheno ▇▇▇▇ ▇▇▇▇▇▇ ▇▇▇▇▇ io ▇▇▇▇▇ ▇▇▇. Satria rehefa nozoina tsara dia ingahy ▇▇▇▇▇▇▇ ▇▇▇▇▇▇▇▇▇▇▇▇▇▇▇▇ no nampiditra azy ▇▇▇ ▇▇▇▇’io toerana io. Ary voasasa ny lohan’io mpamily. Satria tsara ho fantatra hoe iza moa ity ▇▇▇▇▇▇▇ ▇▇▇.
▇▇▇▇▇ ▇▇▇▇ ▇▇▇▇▇ nilomano ▇▇▇ ▇▇▇▇’ny fanaovana “polifika gasy” tokoa io ▇▇▇▇▇▇▇ ▇▇. Niara-dia tamin’ny antoko ▇▇▇ izy talohan’ny 2009. Fa nandritra ny Tetezamita dia nahay “nambabo fo” a ny ▇▇ ▇▇▇▇
“Chef du Protocole”
▇▇▇ ▇▇▇▇’ny ambasady malagasy ao Parisy ▇▇▇▇▇▇ ▇▇▇▇▇▇▇. Ny mivarotra fiara no talentany tamin’izany ary saika lafony daholo ny ankamaroan’ny fiara mitondra ny plaque CD 274… mbola hiverenan-tsika io resaka io.
Rehefa lasa Filoham-pirenena ingahy Hery Rajaonarimampianina dia nampiasan’ny talentany indray ingahy ▇▇▇▇▇▇▇ ▇▇ ▇▇▇▇ “mpanolontsain’i Voahangy” tampoka teo ary ny Volana marsa 2016 dia voatendry ho “Directeur de Cabinet de la Premiere Dame” izy. Toerana tsy hita ▇▇ ▇▇▇▇’ny lalampanorenana satria ny Filoham-pirenena no voafidy fa tsy ny vadiny. Fa eto Madagasikara moa toa mety daholo ny tsy mety rehetra rehefa mba manana fahefana ny sasany…
MSaIkoamianRn-loapiaaczamhansapadmriiedakavnineogehnanriatnaornaynan-atdanhrn’anaykhytoaioDnvvgTGaoanalPaynnPm.tyaIaezrfiansnaai’nymit’aSidzbnioaoayaor.atmafnooaatrhoniaanmna’ananyni’zinaAaoduiighnouoa.snnt’iiintagAraiknhadyrniRaymic“hfaikanoradmntoiaarnonyate”Somoaamnoalhoanaanirienoa
fA“?RM.hpa“nidfilAyvmaiedtaryrnFintiidntaiaeiemnnl’ndononarmiaihyasdtanysofivAiiaayorlloRtoélsanealrenhapalaeniea”njoodos”inrnvriaeaoaatl-sinopsnaoSyiarimnoeahnlysiinaentynyoiesr’ngikinnbgyMoya’anraianatfhtyraridzyalcmafraRinyRnspinnyiyyaomck’.nFnhra:piMyidsahtlasoiraothymidahalraoaavinrnlneniyityAtsaa.haanhemn2d’afiaonza0irnhay1iarynoye8fRoin.stnnasyAyijaykoyntiaezmlaionlozinavntvyoearaiiairmntanysaekyanafn“oniimvonitynestinsgsirfniioasanynhihnaoyaiyanhntkao”aHaamnanevgyniarinya’tfi’aonvayadzRa.oyifaAavirnznrateyaodonrdatagGiaahoamstotmeihinztnha’etnornayayahovma?haHilonNafea’sfiyroaayty
“AAJsezsnaayatnangnrnayaoranatazaRthysraaiyfvman”.oaia,zikm2yy0ibhaaozoniagyzfoyynsiorietnrrayan2ni0om2bh2iatanmybheosarvai n’iosaztarivaa-ndaolazzaavtooaksoaakiaznya, fiao,niazlaaozanoahmeivne'nriynyraftasy.